Akory aby ô! :)
"Fa ny zanako sy ny asan'ny tanako dia aoka ho adidiko ihany"
Fony aho kivy ratsy, tsy mba nanana hitarainana
tsisy tia, lany vatsy zary leo ny fiainana
Ianao tamin'izay
no hany mba niteny tamiko
ka namerina indray ny fiainana ho mamiko
eny teny kely monja, feno hatsaram-panahy
misy hevitra mafonja, ka nitondra hery ho ahy ...
...All I've got to give to You
Are these five word when I ...
"Thank You fo loving me"

